|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bevava |
| Singan-teny | 2 be, 3 vava |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 basivava
[Taisaka]
[1.78] 6 basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) [Tanala] [1.78] 7 (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 bavard
[Taisaka]
[1.82] |
| Tsipelina hafa | 10 be vava |
| Tovy hevitra | 11 be taim-bava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|